2 Tantara 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, ka nanompo tsato-kazo masina* sy sampy izy ireo. Dia tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho ny helok’izy ireo.
18 Ary nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, ka nanompo tsato-kazo masina* sy sampy izy ireo. Dia tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho ny helok’izy ireo.