FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Lasa mpanjaka i Josia+ tamin’izy valo taona, ary nanjaka 31 taona tao Jerosalema izy.+

  • 2 Tantara 34:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tany amin’ireo tanànan’i Manase sy Efraima+ ary Simeona ka hatrany amin’ireo tanànan’i Naftaly, sy tany amin’ny toerana rava rehetra nanodidina azy, 7 dia noravany ny alitara, ary notorotoroiny ho lasa vovoka ny tsato-kazo masina* sy ny sary sokitra.+ Dia narodany daholo ny fandoroana emboka manitra nanerana ny tanin’ny Israely.+ Niverina tany Jerosalema izy avy eo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara