FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 19:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandeha nitsena an’i Josafata Mpanjaka i Jeho+ zanak’i Hanany+ mpahita fahitana, ka niteny taminy hoe: “Ny ratsy fanahy indray ve no tokony hampianao,+ ary izay mankahala an’i Jehovah ve no tokony ho tianao?+ Tezitra aminao àry i Jehovah noho izany nataonao izany. 3 Nisy zavatra tsara nataonao ihany anefa,+ satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,* ary nomaninao* hitady an’ilay tena Andriamanitra ny fonao.”+

  • Ezra 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nanomana ny fony i Ezra mba* handinika sy hampihatra ny Lalàn’i Jehovah,+ ary hampianatra ny fitsipika sy ny didim-pitsarana ao amin’izy io, tany Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara