FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 35:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Avy eo dia tonga izay rehetra natosiky ny fony+ sy izay rehetra noterem-panahy, ka nitondra ny fanomezany ho an’i Jehovah mba hanaovana ny tranolay fihaonana, sy ny fanompoana rehetra ao, ary ny akanjo masina.

  • 1 Tantara 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Faly ny vahoaka nanome an’ireny fanatitra an-tsitrapo ireny, satria tamin’ny fony manontolo no nanomezany an’ireny ho an’i Jehovah.+ Faly be koa i Davida Mpanjaka.

  • Ezra 7:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa irahin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy fito ianao mba hanadihady any Joda sy Jerosalema, raha ampiharina tokoa ny Lalàn’ny Andriamanitrao, izay nankinina taminao.* 15 Ento koa ny volafotsy sy ny volamena avy any amin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy, nomen’izy ireo an-tsitrapo ho an’ilay Andriamanitry ny Israely, izay any Jerosalema. 16 Ento koa ny volafotsy sy ny volamena rehetra azonao* manerana ny faritanin’i Babylona, sy ny fanomezana avy amin’ny olona sy ny mpisorona, omen’izy ireo an-tsitrapo ho an’ny tranon’ny Andriamaniny any Jerosalema.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara