1 Mpanjaka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo, mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo teo akaikin’ny efitra anatiny indrindra. Hagay 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ‘Iza aminareo no nahita an’ity trano* ity tamin’ilay voninahiny taloha?+ Dia ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy hitanareo hoe hoatran’ny tsy misy dikany ve raha oharina amin’ilay taloha?’+
22 Nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo, mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo teo akaikin’ny efitra anatiny indrindra.
3 ‘Iza aminareo no nahita an’ity trano* ity tamin’ilay voninahiny taloha?+ Dia ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy hitanareo hoe hoatran’ny tsy misy dikany ve raha oharina amin’ilay taloha?’+