15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia naniraka olona hilaza tamin’izy roa lahy ny mpitantana ny synagoga hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia teneno!”
21 Efa hatry ny ela be mantsy i Mosesy no nanana olona nitory momba azy isan-tanàna, ary vakina mafy ao amin’ny synagoga isaky ny sabata izay nosoratany.”+