6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+
18 ‘Tsy mora tezitra i Jehovah sady tena be fitiavana sy tsy mivadika,*+ ary mamela fahadisoana sy heloka, kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy an’izay meloka, fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny rainy ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+