Eksodosy 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+ Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ Nomery 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho anao ny voaloham-bokatra rehetra avy amin’ny taniny+ hoentiny ho an’i Jehovah. Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao. Deoteronomia 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+
19 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+
13 Ho anao ny voaloham-bokatra rehetra avy amin’ny taniny+ hoentiny ho an’i Jehovah. Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.
2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+