FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Asaivo manamboatra saron-tratra fitsarana ny mpanao peta-kofehy.+ Tokony hitovy amin’ilay efoda ilay izy, izany hoe hatao amin’ny kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+

  • Eksodosy 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Asio vatosoa misy laharany efatra ilay izy. Robia sy topaza ary emeraoda no ho eo amin’ny laharana voalohany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara