Joba 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy azo aorina intsony izay noravany;+Tsy misy mahasokatra an’izay nohidiany. Joba 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nosakanany tamin’ny rindrim-bato ny lalako, ka tsy afa-mandroso aho;Norakofany haizina izay alehako.+
8 Nosakanany tamin’ny rindrim-bato ny lalako, ka tsy afa-mandroso aho;Norakofany haizina izay alehako.+