Salamo 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+ Salamo 38:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Reraka ny foko sady kivy tanteraka aho;Mitaraindraina* mafy aho noho ny tebiteby ato am-poko.
22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+