Salamo 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mahatonga ny serfa ho tora-kovitra sy ho teraka ny feon’i Jehovah,Sady mampihintsan-dravina an’ireo ala.+ Ary izao no lazain’izay rehetra ao amin’ny tempoliny: “Voninahitra!”
9 Mahatonga ny serfa ho tora-kovitra sy ho teraka ny feon’i Jehovah,Sady mampihintsan-dravina an’ireo ala.+ Ary izao no lazain’izay rehetra ao amin’ny tempoliny: “Voninahitra!”