-
Zakaria 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nijery aho ka nahita vehivavy roa nanatona. Nanidina ambony be izy ireo, ary hoatran’ny elatry ny vanobe ny elany. Dia nampiakariny ho eo anelanelan’ny tany sy ny lanitra ilay famarana.
-