FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Maro ny zavatra nataonao,

      Jehovah Andriamanitro ô,

      Dia ireo asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+

      Tsy misy azo ampitahaina aminao;+

      Raha mba te hilaza sy hiresaka momba an’ireny aho,

      Dia tsy ho vitako ny hitantara an’izany satria be dia be loatra.+

  • Salamo 139:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tsy takatry ny saiko* izany fahalalanao izany.

      Avo loatra izany ka tsy takatro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara