Salamo 38:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ampio haingana aho,Ry Jehovah mpamonjy ahy ô!+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+ Apokalypsy 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo hoe: “Avy amin’ilay Andriamanitsika mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry,+ no ahazoanay famonjena!”
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
10 Dia niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo hoe: “Avy amin’ilay Andriamanitsika mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry,+ no ahazoanay famonjena!”