Salamo 56:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miafina izy ireo mba hanafika ahy;Arahiny maso daholo ny diako,+Satria te hamono ahy* izy ireo.+ Salamo 109:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa manoka-bava hamelezana ahy ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka. Milaza lainga momba ahy izy ireo;+