Isaia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+ Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo. Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao. Hosea 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iza no hendry? Asaivo miezaka hahazo ny dikan’izany izy! Ary iza no malina? Asaivo miezaka hahalala an’izany izy! Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+Ka ny olo-marina no handeha eo amin’izy io,Fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.
11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+ Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo. Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao.
9 Iza no hendry? Asaivo miezaka hahazo ny dikan’izany izy! Ary iza no malina? Asaivo miezaka hahalala an’izany izy! Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+Ka ny olo-marina no handeha eo amin’izy io,Fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.