Matio 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 dia nomeny divay nafangaro zava-mangidy i Jesosy hosotroiny.+ Tsy nety nisotro anefa izy rehefa avy nanandrana an’ilay izy. Marka 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanandrana nanome azy divay nasiana miora mahadomelina ireo,+ fa tsy nety nisotro izy.
34 dia nomeny divay nafangaro zava-mangidy i Jesosy hosotroiny.+ Tsy nety nisotro anefa izy rehefa avy nanandrana an’ilay izy.