Matio 27:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Tonga dia nihazakazaka naka spaonjy ny iray tamin’izy ireo, dia natsobony tao anaty divay marikivy ilay izy ka nataony teo amin’ny bararata iray, ary nomeny hosotroin’i Jesosy.+ Marka 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia nisy olona iray nihazakazaka ka nanatsoboka spaonjy tao anaty divay marikivy. Dia nataony teo amin’ny bararata iray ilay izy ka nomeny hosotroin’i Jesosy,+ sady hoy izy: “Avelao izy e! Aleo hojerentsika raha ho avy hampidina azy i Elia.” Lioka 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Na ny miaramila aza naneso azy, ka nanatona ary nanome azy divay marikivy,+ Jaona 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nisy divay marikivy eran’ny siny teo. Koa natsoboky ny olona tao anatin’ilay divay marikivy ny spaonjy, dia nataony teo amin’ny tahona hysopa* ka natohony tamin’ny vavan’i Jesosy.+
48 Tonga dia nihazakazaka naka spaonjy ny iray tamin’izy ireo, dia natsobony tao anaty divay marikivy ilay izy ka nataony teo amin’ny bararata iray, ary nomeny hosotroin’i Jesosy.+
36 Dia nisy olona iray nihazakazaka ka nanatsoboka spaonjy tao anaty divay marikivy. Dia nataony teo amin’ny bararata iray ilay izy ka nomeny hosotroin’i Jesosy,+ sady hoy izy: “Avelao izy e! Aleo hojerentsika raha ho avy hampidina azy i Elia.”
29 Nisy divay marikivy eran’ny siny teo. Koa natsoboky ny olona tao anatin’ilay divay marikivy ny spaonjy, dia nataony teo amin’ny tahona hysopa* ka natohony tamin’ny vavan’i Jesosy.+