FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Raha misy anefa maheno an’izay voalazan’ity fianianana ity, nefa mirehareha ao am-pony hoe: ‘Hiadana ihany aho na dia hanaraka ny ditran’ny foko aza!’, hany ka mahita loza daholo izay zava-drehetra* lalovany, 20 dia tsy hanaiky hamela ny helony i Jehovah.+ Ho tezitra be amin’izany olona izany kosa i Jehovah, ka ho tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah eny ambanin’ny lanitra ny anarany.

  • Salamo 100:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fantaro* fa i Jehovah no Andriamanitra.+

      Izy no nanao antsika, ary azy isika.*+

      Vahoakany isika sady ondry ao an-kijanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara