FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hahatsiaro an’ireo ampijalina Izy ka hamaly an’izay nandatsaka ny ran’izy ireo;+

      Tsy hohadinoiny ny fitarainan’izy ireo.+

  • Salamo 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hilaza ny taolako rehetra hoe:

      “Jehovah ô, iza no hoatr’anao?

      Vonjenao ny tsy misy mpiaro mba tsy ho azon’ny mahery noho izy;+

      Vonjenao ny tsy misy mpiaro sy ny mahantra mba tsy ho azon’ireo mandroba azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara