FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nanarinao mafy ireo firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy,

      Ka nofafanao mandrakizay mandrakizay ny anaran’izy ireo.

  • Salamo 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+

      Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+

      Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara