Joba 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nahoana ianao no manafina ny tarehinao,+Ka mihevitra ahy ho fahavalonao?+ Salamo 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mikorontan-tsaina be aho,+Ka manontany anao hoe: Jehovah ô, mandra-pahoviana no hitohy izao?+ Salamo 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitro ô, miantso anao foana aho rehefa antoandro nefa tsy mamaly ianao,+Ary tsy mangina mihitsy ny vavako rehefa alina.
2 Andriamanitro ô, miantso anao foana aho rehefa antoandro nefa tsy mamaly ianao,+Ary tsy mangina mihitsy ny vavako rehefa alina.