FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, dia hanangana fanjakana+ iray ilay Andriamanitry ny lanitra. Tsy ho rava mihitsy izy io+ sady tsy homena olon-kafa.+ Dia hotorotoroin’io fanjakana io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo,+ fa izy irery ihany no haharitra mandrakizay.+

  • Apokalypsy 2:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary izay mandresy sady manao ny asako hatramin’ny farany, dia homeko fahefana hitondra firenena.+ 27 Dia hiandry* an’ireo firenena amin’ny tehina vy+ izy, ka hopotipotehiny toy ny vilany tanimanga ireny. Homeko fahefana izy, hoatran’ny nahazoako fahefana tamin’ny Raiko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara