Salamo 80:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny tananao anie hanohana an’ilay olona eo an-tananao ankavanana,Dia ilay zanak’olona nohatanjahinao ho anao!+ Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
17 Ny tananao anie hanohana an’ilay olona eo an-tananao ankavanana,Dia ilay zanak’olona nohatanjahinao ho anao!+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+