2 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho, fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’i Saoly,+ izay nesoriko teo anatrehanao. 1 Tantara 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho,+ fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’ilay talohanao.+ Asan’ny Apostoly 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Natsangany tamin’ny maty tokoa izy mba tsy ho lo intsony, araka ny nolazainy hoe: ‘Ho tia anareo aho ary tsy hivadika aminareo araka ny nampanantenaiko an’i Davida. Ary azo itokisana* izany fampanantenana izany.’+
15 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho, fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’i Saoly,+ izay nesoriko teo anatrehanao.
13 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho,+ fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’ilay talohanao.+
34 Natsangany tamin’ny maty tokoa izy mba tsy ho lo intsony, araka ny nolazainy hoe: ‘Ho tia anareo aho ary tsy hivadika aminareo araka ny nampanantenaiko an’i Davida. Ary azo itokisana* izany fampanantenana izany.’+