1 Timoty 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+ Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy nanafaka antsika tamin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+ Apokalypsy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+
15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+
5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy nanafaka antsika tamin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+
16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+