FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

  • Jona 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nivavaka tamin’i Jehovah izy hoe: “Jehovah ô! Tsy efa izao ve ilay nahiko tamin’izaho mbola tany amin’ny taniko? Dia izany ange ilay nahatonga ahy handositra tany Tarsisy+ e! Fantatro mantsy fa Andriamanitra mangoraka* sy mamindra fo ianao, tsy mora tezitra, tena be fitiavana sy tsy mivadika,+ ary tsy mba mahafinaritra anao ny manasazy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara