Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy any ambony+ ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, izany hoe midina avy any amin’ilay Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra.*+ Tsy miovaova hoatran’ny aloka mifindrafindra* izy.+ 1 Jaona 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no hafatra henonay taminy ka lazainay aminareo: Andriamanitra dia hazavana,+ ka tsy mba misy haizina mihitsy ao aminy.*
17 Avy any ambony+ ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, izany hoe midina avy any amin’ilay Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra.*+ Tsy miovaova hoatran’ny aloka mifindrafindra* izy.+
5 Izao no hafatra henonay taminy ka lazainay aminareo: Andriamanitra dia hazavana,+ ka tsy mba misy haizina mihitsy ao aminy.*