Salamo 143:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô, dia tsimbino ny aiko! Afaho amin’ny fahoriako aho, satria manao ny rariny ianao.+ Ezekiela 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena ny anarako, dia ireo firenena nahita ny namoahako azy ireo* avy tany Ejipta.+
11 Noho ny anaranao, Jehovah ô, dia tsimbino ny aiko! Afaho amin’ny fahoriako aho, satria manao ny rariny ianao.+
14 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena ny anarako, dia ireo firenena nahita ny namoahako azy ireo* avy tany Ejipta.+