FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 10:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy anefa i Jehovah tamin’ny Israelita: “Fa izaho angaha tsy namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina+ sy ny Amorita+ sy ny Amonita sy ny Filistinina+ 12 sy ny Sidonianina sy ny Amalekita ary ny Midianina, rehefa nampijaly be anareo ireny? Rehefa nitaraina mafy tamiko ianareo, dia novonjeko ka nafahako tamin’izy ireny.

  • 1 Samoela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara