FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Sambatra ny olona matoky an’i Jehovah,

      Sy tsy miantehitra amin’ny mpikomy na amin’ny mpamitaka.*

  • Salamo 146:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aza matoky ny olona ambony*

      Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+

       4 Miala ny fofonainy, ary miverina amin’ny tany+ izy;

      Amin’iny andro iny ihany, dia foana ny eritreriny.+

  • Jeremia 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izao no lazain’i Jehovah:

      “Voaozona izay olona* matoky olona+

      Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+

      Ka miala amin’i Jehovah ny fony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara