FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy izy: “Henoy tsara aho, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no tenin’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra na mihorohoro noho io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+

  • 2 Tantara 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy mila miady ianareo amin’ity indray mandeha ity. Samia maka ny toerany dia mijoroa tsara fotsiny,+ ary jereo ny hamonjen’i Jehovah anareo.+ Aza matahotra na mihorohoro,+ ry Joda sy Jerosalema ô! Mivoaha hihaona amin’izy ireo rahampitso, ary hanampy anareo i Jehovah.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara