FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:34-36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Makà an’ireto zava-manitra ireto, ary ataovy mitovy daholo ny fatrany:+ Ditin-kazo stakite, onyka, galbanoma manitra, ary ditin-kazo manitra tsy misy fangarony. 35 Dia amboary ho emboka manitra izany.+ Tokony hafangaro tsara* ireo zava-manitra ireo, ary hasiana sira+ mba hadio sy ho masina. 36 Ary makà amin’ilay emboka manitra ka totoy ho lasa vovony izany. Dia makà amin’ilay vovony, ka ataovy eo anoloan’ny Tenin’ny Vavolombelona izay ao amin’ny tranolay fihaonana, eo amin’izay hisehoako aminao. Tokony ho zavatra tena masina aminareo izy io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara