FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 77:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mamisavisa ny andro taloha aho,+

      Dia ireo taona lasa efa ela be.

       6 Mitamberina ato an-tsaiko ny hirako* rehefa alina;+

      Mandinika ato am-poko aho,+

      Ary mamakafaka tsara.

  • Salamo 77:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hotsaroako ny zavatra nataon’i Jah;

      Hotsaroako ny zavatra mahagaga nataonao taloha ela be.

      12 Dia hosaintsainiko ny asanao rehetra,

      Ary hoeritreretiko tsara ny zavatra nataonao.+

  • Salamo 111:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Lehibe ny asan’i Jehovah;+

      ד [Daleta]

      Mianatra momba azy ireny izay rehetra mankafy an’ireny.+

      ה [He]

       3 Heni-kaja sady mahavariana ny zavatra ataony,

      ו [Vao]

      Ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara