Salamo 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho tsara toetra amiko tokoa ianao sady ho tia ahy sy tsy hivadika amiko, mandritra ny androm-piainako.+Dia hipetraka ao an-tranon’i Jehovah aho, amin’ny andro rehetra ahavelomako.+ Salamo 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anaoMba hipetraka eo an-tokotaninao.+ Hahafa-po anay ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ny tempolinao masina.*+
6 Ho tsara toetra amiko tokoa ianao sady ho tia ahy sy tsy hivadika amiko, mandritra ny androm-piainako.+Dia hipetraka ao an-tranon’i Jehovah aho, amin’ny andro rehetra ahavelomako.+
4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anaoMba hipetraka eo an-tokotaninao.+ Hahafa-po anay ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ny tempolinao masina.*+