Ohabolana 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haharitra mandrakizay ny molotra milaza ny marina,+Fa hiserana fotsiny ny lela zatra mandainga.+ Ohabolana 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hazon’aina ny tenin’ny olona tony,*+Fa mahakivy* kosa ny teny mamitaka. 1 Petera 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Esory àry ny faharatsiana rehetra,+ ny fitaka, ny fihatsarambelatsihy, ny fialonana, ary ny fanaratsiana rehetra.
2 Esory àry ny faharatsiana rehetra,+ ny fitaka, ny fihatsarambelatsihy, ny fialonana, ary ny fanaratsiana rehetra.