Ohabolana 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mety ho lavo impito ny olo-marina, nefa ho tafarina ihany,+Fa ny ratsy fanahy kosa ho tafintohina noho ny loza.+ 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.
16 Mety ho lavo impito ny olo-marina, nefa ho tafarina ihany,+Fa ny ratsy fanahy kosa ho tafintohina noho ny loza.+
12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.