-
Salamo 70:1-5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Enga anie ireo faly amin’ny fahavoazako
Handositra sady ho menatra!
3 Enga anie izay miteny hoe: “Tsara ho azy izay!”
Hiverin-dalana sady ho menatra.
Enga anie ireo tia ny asa famonjenao hilaza foana hoe:
“Hankalazaina anie Andriamanitra!”
-