Salamo 47:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa Mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+ Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra. Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah,+Ilay mipetraka ao Jerosalema!+ Derao i Jah!+ Matio 5:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana mihitsy,+ na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra izany, 35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny Mpanjaka lehibe+ izany.
8 Lasa Mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+ Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra.
34 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana mihitsy,+ na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra izany, 35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny Mpanjaka lehibe+ izany.