1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+