Ohabolana 9:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tongava atỳ izay mbola tsy dia nahita fiainana!”* Hoy koa izy amin’ny tsy ampy saina:*+ 17 “Mamy ny rano nangalarina,Ary tsara ny mofo hanina miafina.”+
16 “Tongava atỳ izay mbola tsy dia nahita fiainana!”* Hoy koa izy amin’ny tsy ampy saina:*+ 17 “Mamy ny rano nangalarina,Ary tsara ny mofo hanina miafina.”+