FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 7:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tampoka teo, dia lasa nanaraka azy ilay tovolahy, toy ny omby entina hovonoina,

      Ary hoatran’ny adala hosazina dia hasiana gadra hazo.*+

      23 Farany, dia nitsatoka tamin’ny atiny ny zana-tsipìka.

      Toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy, ka tsy fantany hoe haningotra ny ainy izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara