Isaia 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy tsara aho, ry vahoakako!Mihainoa ahy, ry fireneko!+ Fa hisy lalàna havoakako,+Ary ny fampiharako ny rariny no hataoko manazava ny firenena.+
4 Henoy tsara aho, ry vahoakako!Mihainoa ahy, ry fireneko!+ Fa hisy lalàna havoakako,+Ary ny fampiharako ny rariny no hataoko manazava ny firenena.+