Hagay 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mamafy voa be dia be ianareo, nefa kely no jinjainareo.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky. Misotro divay ianareo nefa tsy afa-po. Manao akanjo ianareo nefa tsy mba misy mafana. Ary izay mikarama dia mametraka ny karamany ao anaty kitapo loaka.’”
6 Mamafy voa be dia be ianareo, nefa kely no jinjainareo.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky. Misotro divay ianareo nefa tsy afa-po. Manao akanjo ianareo nefa tsy mba misy mafana. Ary izay mikarama dia mametraka ny karamany ao anaty kitapo loaka.’”