FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 1:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+

      Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy* andro aman’alina.+

       3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,

      Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,

      Sady tsy mba malazo ny raviny.

      Ary hety tsara daholo izay ataony.+

  • Salamo 52:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa izaho kosa ho toy ny hazo oliva midoroboka ao an-tranon’Andriamanitra;

      Matoky aho hoe be fitiavana sy tsy mivadika+ mandrakizay mandrakizay Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara