Ohabolana 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’ny tsisy saina, dia toy ny kilalao ny fitondran-tena mahamenatra,Fa natao ho an’ny olona mahay mandinika kosa ny fahendrena.+ Ohabolana 30:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izao no fanaon’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady: Mihinana izy dia mamafa vava,Ary miteny izy avy eo hoe: “Tsy nanao ratsy mihitsy aho!”+
23 Amin’ny tsisy saina, dia toy ny kilalao ny fitondran-tena mahamenatra,Fa natao ho an’ny olona mahay mandinika kosa ny fahendrena.+
20 Izao no fanaon’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady: Mihinana izy dia mamafa vava,Ary miteny izy avy eo hoe: “Tsy nanao ratsy mihitsy aho!”+