Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka àry ianareo hifampiaiky heloka* tsy an-kifonofono,+ ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Fa misy vokany be* ny fitalahoan’ny olo-marina.+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i Jehovah* mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany.+ Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah.”*+ 1 Jaona 3:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika, dia ho sahy hiresaka amin’Andriamanitra isika.+ 22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.
16 Aoka àry ianareo hifampiaiky heloka* tsy an-kifonofono,+ ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Fa misy vokany be* ny fitalahoan’ny olo-marina.+
12 Fa ny mason’i Jehovah* mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany.+ Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah.”*+
21 Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika, dia ho sahy hiresaka amin’Andriamanitra isika.+ 22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.