FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 14:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Misy lalana eritreretin’ny olona hoe mety,+

      Nefa any amin’ny fahafatesana no hiafarany.+

  • Matio 7:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Maro no hilaza amiko amin’izany andro izany hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô,+ angaha moa izahay tsy efa naminany tamin’ny anaranao, sady efa namoaka demonia tamin’ny anaranao, ary efa nanao fahagagana be dia be tamin’ny anaranao?’+ 23 Holazaiko tsara aminy anefa amin’izay fotoana izay hoe: ‘Tsy fantatro mihitsy ianareo! Mialà eto amiko ianareo mpandika lalàna!’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara