Ohabolana 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsisy saina izay matoky ny fony,+Fa ho voaro kosa izay manao zavatra amim-pahendrena.+ Jeremia 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Jehovah ô, fantatro tsara fa tsy an’ny olombelona ny lalan-kalehany. Tsy natao hitondra samirery ny fiainany koa ny olona.+ 1 Korintianina 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry eto amin’izao tontolo izao,* dia aoka izy ho adala, mba ho lasa hendry.
23 Jehovah ô, fantatro tsara fa tsy an’ny olombelona ny lalan-kalehany. Tsy natao hitondra samirery ny fiainany koa ny olona.+
18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry eto amin’izao tontolo izao,* dia aoka izy ho adala, mba ho lasa hendry.